|
|
|
|

Teny iditra1 marina raha tsy
Singan-teny  2marina, 3raha, 4tsy
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-manamafy izay lazaina aorian' io teny io: Marina raha tsy naka ianao fa ny zanako mihitsy no nahita (manamafy fa naka mihitsy kosa ny fehezanteny). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11